Teny iditra | 1 miangatra |
Fototeny | 2 angatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. 6 [1.7] to deal unfairly, to discriminate |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#45, 1.8] faire des partialités, des préférences |
Ohatra |
8 Ny tantara tsy miangatra: [2.48] 9 miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mifidy tavan' olona, manao mizana tsindriana ila, manao mpitsara be kibo, manao zanaka anaty fo maharary, manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, manao loa-bary mitahy vady, manisy tombo sy hala, manao atody mafana ila |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny miangatra io |
Fivaditsoratra | 17 miangatra, tarimanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |