Teny iditra miangentsana (angentsana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miseho ho sarotiny ka miaingitraingitra, mihaitraitra, tsy mandray ravin-deno [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be difficult to please; capricious, whimsical, fanciful. [Richardson 1885]
Endriteny  
miangentsana
niangentsana
hiangentsana
miangentsàna

Teny iditra miangentsàna (angentsana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangentsana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2012/07/19