|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miangola
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihantahanta aseho amin' ny fiteny sy ny fihetsehana.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to indulge one's fancies
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] satisfaire ses caprices
Fototeny  6  angola
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  miangolà
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangola [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Fototeny  16  angola

Fivaditsoratra  17  angolaim, iangolam, laingoam, miangola, miangolà, migalòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06