Teny iditra | miangoty (angoty) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manambitamby olona fatratra mba hanaovany ny sitrapon' ny tena [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miangoty io | ||||||||
Fivaditsoratra | amingito, miangoty, mitaingo, mitongay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |