Teny iditra | 1 miankarapoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to fall down at full length |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] tomber de tout son long |
Fototeny | 6 karapoka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mikarapoka |
Fivaditsoratra | 12 miankarapoka, nampiakarako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |