Teny iditra | 1 mikarapoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany |
Ohatra |
4 [2.996#23.037.024] Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. |
Fototeny | 5 karapoka |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 miankarapoka |
Fivaditsoratra | 11 ampakariko, mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |