Teny iditra |
miantafika
(tafika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To go to war [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aller en guerre [1.8]
|
Ohatra | Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miantafika |
Ny lasa : |
niantafika |
Ny hoavy : |
hiantafika |
Filaza mandidy : |
miantafiha |
|
Ohabolana |
|