Teny iditra | 1 miantafika |
Fototeny | 2 tafika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to go to war [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 aller en guerre [1.8] |
Ohatra |
7 Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika.
[2.472]
|
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny miantafika io |
Fivaditsoratra | 13 manatifika, 14 miantafika, 15 mifankatia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |