Teny iditra miantefa (antefa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana
¶ Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [Richardson 1885]
Ohatra Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 25]
Endriteny 
miantefa
niantefa
hiantefa
miantefà

Teny iditra miantefà (antefa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantefa [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/19