|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantefa
Fototeny  2  antefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana
Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business.
Ohatra  6  Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  miantefà
Fototeny  12  antefa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  antefaim, fatimena, iantefam, miantefa, miantefà, mifañate

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08