|
|
|
|

Teny iditra1  miantraika
Fototeny  2  traika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Midona amin-javatra ao ambany ka mihilangilana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 manaikitra, 9 manati-kira, 10 miantraika, 11 mitakarina, mitakarìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19