Teny iditra | 1 miantrano |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miditra ao an-trano Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#740] entrer dans la maison de quelqu'un |
Ohatra |
5 [2.285#] Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao. |
Fototeny | 6 trano |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 manonitra, miantrano, namoritan, nanirotam, nanoritam, noranitam, notaranim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |