Teny iditra | 1 miantranoa |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantrano [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#740] |
Ohatra |
4 [2.442#] miantranoa aty aminay aký 5 [1.1] miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tanà-misy havana 6 [2.996#] Izao re mba miantranoa, tompoko, aty amin' ny mpanomponareo, mba handry anio alina; |
Fototeny | 7 trano |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny miantranoa io |
Fivaditsoratra | 9 iantranoam, maroantany, miantranoa, namatorany, namoritana, noramatany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |