Teny iditra |
miantrano
(trano)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miditra ao an-trano Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Entrer dans la maison de quelqu'un [1.3]
|
Ohatra | Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao.
[2.285]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miantrano |
Ny lasa : |
niantrano |
Ny hoavy : |
hiantrano |
Filaza mandidy : |
miantranoa |
|
|