Teny iditra |
miantsa
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Tsanganan-tromba [1.78]
|
|
Teny iditra |
miantsa
(antsa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tanosy]
Mihira [1.78]
|
| Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To chant in praise of the sovereign. Redup. also used. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miantsa |
Ny lasa : |
niantsa |
Ny hoavy : |
hiantsa |
Filaza mandidy : |
miantsà |
|
|
Teny iditra |
miantsà
(antsa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|