Teny iditra (1/2) | 1 miantsena |
Fototeny | 2 tsena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny |
Ohatra |
5 [2.470] Izany mantsy no mba fanaoko tsy tapaka, rehefa avy miantsena toy izao aho. |
Haiendriteny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny miantsena io |
Teny iditra (2/2) | 12 miantsenà |
Fototeny | 13 tsena |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsena [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 iantsenam, manañitse, miantsenà, miantsena, misentaña, nimatesan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |