Teny iditra | 1 miantsoro-mianotra ny resaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] misy zavatra tokony ho nolazaina tany aloha kanefa izao vao ambara |
Singan-teny | 4 miantsoro-mianotra, resaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |