Teny iditra (1/2) | 1 miaoriana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be behind, to be long in coming. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#58] être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder |
Ohatra |
6 [1.3#58] Miaorina izy (Il est derrière) 7 [1.3#58] Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde) |
Fototeny | 8 aoriana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 miaoriàna |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaoriana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fototeny | 18 aoriana |
Fivaditsoratra | 19 amoiranay, amorianay, iaorianam, miaoriàna, miaoriana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06 |
![]() |