Teny iditra miari-torin-tsaina
Singan-teny miari-tory ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hampahazava ny hevitra ifandinihana na dia hamoizana ny torimaso aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20