|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  miary
Fototeny  2  ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  to turn aside so as to avoid contact with anything [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)9  miary
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  mijoro mahitsy
12  mitsangana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)13  miary
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  miala [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)16  miary
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18  manamana [Sakalava] [1.78]

Fivaditsoratra  19  miary, miray

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08