Teny iditra | miasa tena | |
Singan-teny | miasa ; tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miasa tsy mana-mpiasa na mpanampy; enti-milaza koa ireo masinina ampandehanin' ny vimiaina, rivotra, rano na entona... [1.1] | |
Fivaditsoratra | imatesana, miasa tena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14 |