Teny iditra (1/3) | 1 miasa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2, 1.7] to work 4 [1.2] to till, to labour In the provinces it means to count. 5 [1.7] to till the soil |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] travailler la terre; travailler |
Ohatra |
7 [2.470] - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. 8 [2.471] Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. |
Fototeny | 9 asa |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/3) | 23 miasà |
Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miasa [Fitanisana] |
Ohatra |
25 [1.1] Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy |
Fototeny | 26 asa |
Teny iditra (3/3) | 27 miasa |
Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [1.2] sharpened, whetted. |
Fototeny | 30 asa |
Fivaditsoratra | 31 asaim, asiam, asima, iasam, maisa, masay, miasà, miasa, samia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |