Teny iditra miato (ato)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijanona kely eo antenatenan' ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to stop, to stay, to detain. [Richardson 1885]
 to stop for a while [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay s'arrêter [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
miato
niato
hiato
miatoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31