Teny iditra miava (ava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Misoroka: Kely asa ka miava vorondra (tsy manana asa ka misoroka tanimbomanga) [1.78]
  [Tanosy] Misoroka ahitra [1.78]
 Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan' ny voly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To weed
Fig. to clear away anything bad, to purify. [1.2]
 To weed a field [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sarcler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miava
Ny lasa : niava
Ny hoavy : hiava
Filaza mandidy : mia

Teny iditra mia (ava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miava [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20