Teny iditra miavotse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Betsileo] mandao, miala, olona mipetraka ka hitsangana: Ny tafetane ro sarotsa afindra ko ny vala matsinjo ro sarotse iavotaña (Ny tefitany no sarotra afindra ka ny tanàna mahatazana no sarotra ialàna) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01