Teny iditra mitsambikina (tsambikina (vikina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miezaka mandingana mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to jump, to leap [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sautiller, bondir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitsambikina
nitsambikina
hitsambikina
mitsambikìna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nitsambikina avy eo izahay mianadahy, lasa nandositra tany an-tsaha ary niafina tany anaty alan' akondro mandra-pahamaizin' ny andro. [Andraina: Mitaraina, takila 43]

Teny iditra mitsambikìna (tsambikina (vikina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsambikina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/25