Teny iditra (1/2) | 1 miavotse |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mandao, miala, olona mipetraka ka hitsangana: Ny tafetane ro sarotsa afindra ko ny vala matsinjo ro sarotse iavotaña (Ny tefitany no sarotra afindra ka ny tanàna mahatazana no sarotra ialàna) [Betsileo]
[1.78] |
Teny iditra (2/2) | 4 miavotse |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
6 mitsambikina [Sakalava]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 7 miavotse, mivoatse |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |