Teny iditra mibaby zaza
Singan-teny mibaby ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitondra zaza ao an-damosina, izay asabaka ny feny ary dia fihinina amin' ny lamba atao mikaona eo anoloana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26