|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibadabada
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  badabada
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Tambahoaka] mipentsompentsona, mivatsavatsa
9  [1.1] Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona
Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] to express one's self incoherently; to blab, to betray secrets.
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3] Parler avec incohérence, confusément

Teny iditra (2/2)12  mibadabadà
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada [Fitanisana]
Fototeny  14  badabada
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  badabadaim, dabadabaim, ibadabadam, idabadabam, mibadabadà, mibadabada, midabadabà, midabadaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22