Teny iditra (1/2) | 1 mibaikabaika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy afa-mandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaikany fandehan' i Koto taorian' ny nanaovana hasoanana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to step or walk in a mincing and affected manner. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Marcher en écartant les jambes |
Fototeny | 6 baikabaika |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mibaikabaikà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibaikabaika [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 baikabaika |
Fivaditsoratra | 16 baikabaikaim, ibaikabaikam, mibaikabaika, mibaikabaikà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |