|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibararàka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to vomit violently
Voambolana  5  Fahasalamana
Fototeny  6  baraka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  mibosasaka, migorodana, migororoana

Teny iditra (2/2)11  mibararàka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Mifantsitsitra be
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] to gush forth violently, to flow out.
Fototeny  15  baraka

Fivaditsoratra  16  mibararàka, mibararaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/22