|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibararàka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  baraka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] to vomit violently
Voambolana  9  Fahasalamana
Mpanahaka  10  mibosasaka, migorodana, migororoana

Teny iditra (2/2)11  mibararàka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  13  baraka
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Mifantsitsitra be
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] to gush forth violently, to flow out.

Fivaditsoratra  16  mibararaka, mibararàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/26