Teny iditra | 1 mibarareoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to bleat as a sheep. 5 [1.7] to bleat like a sheep or a goat |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] bêler, (mouton et chêvre) |
Ohatra |
7 [2.470] nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. |
Voambolana |
8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 9 barareoka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mibarareoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |