Teny iditra | 1 mibarareoka |
Fototeny | 2 barareoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to bleat as a sheep. 6 [1.7] to bleat like a sheep or a goat |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] bêler, (mouton et chêvre) |
Ohatra |
8 nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. [2.470] |
Voambolana |
9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mibarareoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |