|
|
|
|

Teny iditra1  mibilaotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misobilaka ka tsy mandeha amin' ny mahitsy tokony halehany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] dévier, s'écarter
Fototeny  5  bilaotra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  miviona, mibirioka, mivaona, mihodivitra, mibisoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11