Teny iditra mibitsika (bitsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibitsika
Ny lasa : nibitsika
Ny hoavy : hibitsika
Filaza mandidy : mibitsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20