Teny iditra miboadaboada (boadaboada)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny misafotofoto, miboredidredika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miboadaboada
Ny lasa : niboadaboada
Ny hoavy : hiboadaboada

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05