Teny iditra mibobaka (bobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivonto na mizihitra makadiry: Nibobaka ny tongony taorian' ny nianjerany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibobaka
Ny lasa : nibobaka
Ny hoavy : hibobaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20