Teny iditra | 1 mibobobobo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 bobobobo |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mifioka (toy ny rivotra) Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to gurgle, to make a bubbling sound. |
Ohatra |
10 [2.324] Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. |
Voambolana |
11 Feo |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mibobobobo io |
Fivaditsoratra | 13 boboboboim, mibobobobo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |