Teny iditra | 1 miboboka |
Fototeny | 2 boboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated 6 [1.7] to drink too much |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] boire à l'excès |
Ohatra |
8 Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay! [2.996] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miboboka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |