Teny iditra mibofona (bofona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangetotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Prov. For mangetotra. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibofona
Ny lasa : nibofona
Ny hoavy : hibofona
Filaza mandidy : mibofòna

Teny iditra mibofòna (bofona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibofona [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20