Teny iditra miboroaka (boroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika
Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony
Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To come through on the other side; to spurt out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miboroaka
Ny lasa : niboroaka
Ny hoavy : hiboroaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11