Teny iditra mibororoaka (bororoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza rano mandeha be dia be tsy azo ajanona; ran' orona tsy azo tampenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pour out in a straight continuous stream, as water from a hole in a barrel, rice from a hole in a sack, etc. It differs from boraraka in being a continuous stream, while boraraka implies a dispersion in any direction [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibororoaka
Ny lasa : nibororoaka
Ny hoavy : hibororoaka
Mpanahaka  boraraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20