|
|
|
|

Teny iditra1  miborosy
Fototeny  2  borosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitovy amin' ny manaborosy: Miborosy ny kiraron-drainy i Solo
Faohana na diovina amin' ny borosy: Trano efa niborosy ity ka tsy ilaina hodiovina intsony
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be brushed
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11