Teny iditra | 1 midabebaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisaka mivelatra be: Midabebaka be ny tarehin' io tovolahy io |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Etre plat, large, épaté |
Fototeny | 5 dabebaka |
Mpanahaka | 6 belaka, tasitasy, tabebaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |