|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  belaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io
Misokatra tsara, baribary (maso)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] full-faced, broad-faced, large
Ohatra  5  [2.69] Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)12  belaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] A particular kind of dollar with many lines engraved upon it.
Voambolana  15  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  16  be, laka

Fivaditsoratra  17  bakela, belaka, kalabe, kala be

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13