|
|
|
|

Teny iditra1  midabebaka
Fototeny  2  dabebaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fisaka mivelatra be: Midabebaka be ny tarehin' io tovolahy io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Etre plat, large, épaté [1.3]
Mpanahaka  6  1.1=belaka=tasitasy=tabebaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31