Teny iditra (1/2) | 1 midabòka |
Fototeny | 2 daboka|dabòka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo midoboka |
Ohatra |
5 Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 midaboka |
Fototeny | 11 daboka |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché |
Ohatra |
16 Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649] 17 ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 22 miandaboka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny midaboka io |
Fivaditsoratra | 25 midaboka, midabòka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |