Teny iditra |
midaindaina
(daindaina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante) Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
midaindaina |
Ny lasa : |
nidaindaina |
Ny hoavy : |
hidaindaina |
|
|