|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midakadaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mibakabaka rehefa mandeha
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to straddle, to stretch out the legs across a path
Fototeny  5  dakadaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  midakadakà
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midakadaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Fototeny  14  dakadaka

Fivaditsoratra  15  idakadakam, midakadaka, midakadakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25